Fisakafoanana sy fialana hetaheta


Ny Royal Beach Hôtel & Spa Nosy Be dia manana trano fisakafoana roa izay ahitanao ny vokatra avy eo @ faritra manditry ny fivahinihananao. Ao @ trano fisakafoana lehibe “Le Nautile” ao @ rihana voalohany, izay mahazaka sakafo 150 no aroso ny sakafo maraina, ny sakafo antoandro ary ny sakafo hariva à endrika “buffet”. Ny trano fisakafoana faharoa “Côté Jardin” manoloana ny dobo filomanosana ary ao @faritry ny jaridaina, izay azo jifaina @ alalan’ny famandrihana sy arakaraky ny hetsika karakaraina. Ny “Louange bar” sy ny “Pool bar”, samy manana ny mampiavaka azy, dia atolotra anao ho amin’ny fotoana fakana aina sy fialam-boly. Ny karatry ny zava-pisotro oman’ny barmen-nay dia hampitolagaga anao amin’ireo tsakitsaky miavaka.